Hymne n° 2
Olombelona aho Tompo
Fihirana Hasina p. 144
🎵 Mi majeur 📂 Fifonana
MG
✦ ✦ ✦
1. Olom-belona aho Tompo Tsy mendrika hanonona ny anaranao Nefa vonona aho hanompo Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao O ry Tompo be fitia mba tantanonao ny dia Fantatrao f'efa nania ny olona tety Ankehitriny o mamelà Ny heloka izay vitako O mamelà, o mamelà ny heloko 2. Faniriako ry Tompo Ny hiankina an-tratranao ry Tompo o Mba omeo fo madio Hahaizako hibanjina ny tavanao