Hymn'All › Litorjia 25/10/2026 › Voninahitra, voninahitra
Hymne n° 3

Voninahitra, voninahitra

Fihirana Hasina p. 152

🎵 Mi majeur 📂 Voninahitra MG
✦ ✦ ✦

Fiv: Voninahitra, voninahitra ho anao ry Andriamanitra ô Fiadanana, fiadanana ho an'ny olona tsara sitra-po 1. Midera sy mankalaza anao 'zahay Ry Tompo Andriamanitra o Mitsaoka sy mihoby anao 'zahay Misaotra anao izahay. 2. Ry Zanak'ondrin'Andriamanitra o, Ry Tompo Andriamanitra o, Manala ny fahotan'ny olona, Afaho ny helokay. 3. Ianao irery no avo indrindra Ry Tompo Andriamanitra o, Ny haja sy ny voninahitra Ho anao mandrakizay

← Retour à Litorjia 25/10/2026