Hymn'All › Litorjia 25/10/2026 › Mamiko indrindra ianao ry Tompo
Hymne n° 5

Mamiko indrindra ianao ry Tompo

Fihirana Hasina p. 22

🎵 Mi majeur 📂 Salamo MG
✦ ✦ ✦

Fiv : Mamiko indrindra Ianao, ry Tompo ô Fa Ianao no fialofako Novonjenao ka afaka tokoa Tamin'ny fatorako. (Sal. 17) 1- Andriamanitra mahery Ianao ka matoky Anao 'zahay: Anao ny fiderana masina Ka dia natokako ho Anao, ry Tompo. 2- Andriamanitra mahery Ianao ka matoky Anao 'zahay: Anao ny lanitra, Anao ny tany Ka mendrika hiderana Anao, ry Tompo. 3- Andriamanitra mahery Ianao ka matoky Anao 'zahay: Ny sandrinao mahery Tompo ô Ka iankinako tokoa, ry Tompo.

← Retour à Litorjia 25/10/2026