Hymn'All › Litorjia 25/10/2026 › Mino aho, ry Tompo, ampitomboy ny finoako
Hymne n° 9

Mino aho, ry Tompo, ampitomboy ny finoako

Fihirana Hasina p. 161

🎵 Ré majeur 📂 Fiekem-pinoana MG
✦ ✦ ✦

Mino aho, ry Tompo, ampitomboy ny finoako Nahary ny tany sy ny lanitra Ianao Andriamanitra Ray Mahefa ny zava-drehetra Teninao ka inoako izany Ianao no niteraka ny Zanaka Mpamonjy ny olona nanota Nitafy ny fomban’olombelona Naterak’i Maria Virjiny I Jesoa nijaly novonoina Fa nitsangana tamin’ny maty Ka mitoetra eo anilan’ny Ray Mandidy ny zava-drehetra Izaho mino ny Fanahy Masina Ny Eglizy naorin’i Jesoa ’Zay rehetra ampianarin’ny Eglizy Ny fiainana mandrakizay

← Retour à Litorjia 25/10/2026