Hymn'All › Litorjia 25/10/2026 › Ahiratray e ny masonay
Hymne n° 15

Ahiratray e ny masonay

🎵 Do majeur 📂 Rainay MG
✦ ✦ ✦

Ahiratray e, ny masonay Hifantoka aminao, Asandratray e ny masonay Mitady anao Andriamanitra ô. Velarinay e ny tananay, Miandry vonjy Avy aminao Andriamanitra.

← Retour à Litorjia 25/10/2026