Hymne n° 16
Mpianakavy isika
Fihirana Hasina p. 614
🎵 Ré majeur 📂 Fiadanana
MG
✦ ✦ ✦
Mpianakavy isika (indroa) Samy zanaky ny Ray e, Tsy misy avahany na hoe halany Fa tiany hifankatia. 1 Jesoa nampianatra antsika Ho tia ny olon-drehetra Tsy hanavakavaka na hisaratsaraka Fa ho iray marina tokoa.