Hymne n° 2
Izahay izay nantsoin'ny Ray
Fihirana Hasina p. 148
🎵 Do majeur ⏱ Manomboka Rem 📂 Fifonana
MG
✦ ✦ ✦
1 Izahay 'zay nantsoin'ny Ray Ho mpandova tahaka anao Tsy nitandro ny Fahamendrehanao! Tompo ô, mamindrà fo aminay. (intelo) 2 Izahay izay navotanao, Tamy ranao sy ny ainao Tsy namaly ny Fitiavanao! Kristy ô, mamindrà fo aminay. (intelo) 3 Izahay 'zay nantsoinao Ho mpitondra ny hafatrao Tsy nihaino ny Fanahinao! Tompo ô, mamindrà fo aminay. (intelo)