Hymne n° 5
Sambatra anie aho ka sambatra
Fihirana Hasina p. 712
🎵 Sol majeur 📂 Salamo
MG
✦ ✦ ✦
Sambatra anie aho ka sambatra Manana an’i Iaveh ho mpiaro. (indroa) 1 Ny Tompo miandry ahy, 'zaho ondriny tsy ory, Vilo-maitso no intondrany, moron-drano no iatoana 2 Velombelona ny aina, lala-marina no diavina, Ary izy no miahy, dia ny anarany ihany. 3 Ny lohasaha ‘zay vakina, na maizina toa inona, Izaho tsy mimalo, fa miaraka aminao.