Hymn'AllLitorjia 26/04/2026 › Aleloia, voninahitra
Hymne n° 7

Aleloia, voninahitra

Fihirana Hasina p. 644

🎵 La majeur 📂 Aleloia MG
✦ ✦ ✦

Aleloia, voninahitra Aleloia, ho an’Andriamanitra Aleloia, zay nanangana Aleloia, an’i Jesoa ho velona 1- Zava-mahagaga no hitan-dry Maria Fasana foana sy vato mikodia Anjely fotsy maniraka hitory Velona indray i Jesoa ‘lay novonoina (2) Aleloia, ataovy antso avo Aleloia, ifampilazao Aleloia, Jesoa lay nalevina Aleloia, natsangan’ny Tompo

← Retour à Litorjia 26/04/2026