Hymne n° 10
Velona tokoa ilay hitanay maty
🎵 Fa majeur 📂 Fahatsiarovana
MG
✦ ✦ ✦
Ô velona, Velona tokoa Ilay hitanay maty e (in4) Ary indro mpaminany lehibe no miseho eto anivonay Efa namangy ny vahoakany Andriamanitra, Efa namangy ny vahoakany Andriamanitra Aleloia, Paka! Aleloia, Aleloia! Aleloia, Paka! Aleloia, Aleloia!