Hymne n° 15
Tsotra ny fiteninay
🎵 Ré majeur 📂 Rainay
MG
✦ ✦ ✦
Tsotra ny fiteninay Raha miresaka aminao Hamasino izahay vahoakanao Ô ry Ray malalanay mba henoy ny vavakay Vavaka asandratray tsy tapaka