Hymne n° 15
Homba antsika mianakavy anie
Fihirana Hasina p. 772
🎵 Fa majeur 📂 Fiadanana
MG
✦ ✦ ✦
1 Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy e! (inefatra) 2 Hampifankatia antsika anie ny fiadanan'i Kristy e! (inefatra) 3 Hanjaka ao am-pontsika anie ny fiadanan'i Kristy e! (inefatra) Fiadanana, fiadanana, ) Fiadanan'i Kristy ) (indroa) Fiadanana mandrakizay )