Hymn'AllLitorjia 26/04/2026 › Zanakondrin'Andriamanitra (Beso)
Hymne n° 16

Zanakondrin'Andriamanitra (Beso)

🎵 Mi majeur 📂 Zanakondry MG
✦ ✦ ✦

Zanakondrin'Andriamanitra (Beso) 'Zay manala ny fahotan'ny olona Mamindra fo aminay Mamindra fo Zanakondrin'Andriamanitra (Beso) 'Zay manala ny fahotan'ny olona Mamindra fo aminay Mamindra fo Zanakondrin'Andriamanitra (Beso) 'Zay manala ny fahotan'ny olona Omeo fiadanana izahay Omeo fiadanana

← Retour à Litorjia 26/04/2026