Hymn'AllTondrompeo › Fitia Voarara
Hymne n° 1

Fitia Voarara

'Zay

🎵 Mi mineur MG
✦ ✦ ✦

(nampidirin'i Heritiana04 tononkira.serasera.org) Fampidirana: Em B Cmaj7 C Cmaj7 G/B Am7 C B Em C Am7 B B7 Em D/F# Cmaj7 C G/B Am7 Nofihininao ny tanako, dia norohanao ny molotro Am B/Eb Em C Am7 F#m B7 Tsy haintsika nosakanana, tsy hay nolavina Em D/F# C G/B Am7 Dia toa samy nihevitra fa hoe mbola afaka Am7 B Em C Am7 Bsus4 Bm Hifampizara fitiavana, hiara-dalana Em D/F# G Am7 G C#m Nefa anie na izaho eny na ianao, samy mahalala fa Am7 G/B C#m A D efa voafatotra tapa-dalana G Am7 G C#m Em Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanantona, A G C D G Fitia voarara tsy azo atomboka Em D/F# Cmaj7 C G/B Am7 Dia navotsitrao ny tanako, dia samy nanondrika ny loha Am B/Eb Em C Am7 F#m B7 Avy eo de nifanalavitra, samy nihataka Em D/F# C G/B Am7 Nefa re tao anaty tao hoe misy hery vaovao Am7 B Em C Am7 Bsus4 Bm Hery iray zay tsy azo lavina fa fitiavana Em D/F# G Am7 G/B C#m Nefa anie na izaho eny na ianao samy mahalala fa Am7 G/B C#m A D efa voafatotra tapa-dalana D D/F# G Am7 G/B A na de teo aza ilay fitiavana zay nampifanatona Am7 G/B C D Em fitia voarara tsy azo atomboka ZAY

← Retour à Tondrompeo