Hymne n° 5
Fitiavana lehibe
tononkira.serasera.org
✍ YMC Gospel MG
✦ ✦ ✦
1
Vao mifoha maraina ianao De tsarovy fa nohon'ny fitahiana Eo 'lay Ray be fitiavana Raha mandalo sarotra De tsy ho irery fa eo ny vahaolana Eo lay Ray be fitiavana a
2
Fitiavana lehibe, no natolony ho anao Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao Hitondra ny helokao
3
Vao mihiratra ny maso dia tsarovy fa: Nohon'ny fitahiana eo lay Ray be fitiavana Raha miady mafy ianao De tsy ho irery fa: Eo ny vahaolana Eo lay Ray be fitiavanaa