Hymne n° 9
Ny anaranao
tononkira.serasera.org
✍ YMC Gospel MG
✦ ✦ ✦
1
NY ANARANAO JESO
2
Ny Anaranao Jeso Lay tsara indrindra e No angatahako izay mba tiako e Ny Anaranao Jeso Lay ambony indrindra e No anankinako ny faniriako
3
Fa na oviana e. n'aiza n'aiza e Ny Anaranao Jeso no tokinay
4
Ny Anaranao Jeso Mahery indrindra e No anafahana ny fahoriana e Ny Anaranao Jeso Masina indrindra e No anavozanay ny fifaliana e